Misitraka ny récépissé misy QR Code avokoa ny mpangataka fahazoan-dalana hikaroka sy hitrandraka, manerana ny biraon’ny BCMM rehetra eto Madagasikara.