FAKAN-KEVITRA MOMBA NY FANAVAOZANA NY FEHEZAN-DALANA MIFEHY NY HARENA AN-KIBON’NY TANY 

Ho firosoana hatrany amin’ny fanatsaràna ny rafitra sy ny fitantanana ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany, dia hanatanteraka « FAKAN-KEVITRA MOMBA NY FANAVAOZANA NY FEHEZAN-DALANA MIFEHY NY HARENA AN-KIBON’NY TANY » ny Ministeran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny Loharanon-karena Stratejika ny faha-16, 18, 19, 22 Aogositra 2022,  manomboka amin’ny 8 ora maraina eny amin’ny Mining Business Center Mamory Ivato, ary ny Alarobia faha-17 Aogositra 2022, eny anivon’ireo Fitaleavam-paritra sy Fitaleavana iraisam-paritry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny Loharanonkarena Stratejika manerana ny Nosy.

Manan-danja ny hevitry ny mpiantsehatra rehetra ary ny hevitry ny maro mahataka-davitra, koa manentana ny fahatongavantsika maro, araka ny fandaharam-potoana tandrify ny Vondrona misy antsika avy, na handefa ny soso-kevitra avy amintsika tsirairay ao amin’ny adiresy mailaka codeminier22@gmail.com

Filan-kevitra : 0343758395 - 0343013613.

Rohy ahafahana mahazo ny mombamomba ny Atrikasa https://mmrs.gov.mg/travaux-de-refonte-du-code-minier-2022/ 

 

MAJ site web_11 aout 2022

Articles récents

Galérie photo

PREMIER VENU, PREMIER SERVI ...

Portefeuille clients

Client
Client
Client
Client
Client
Client
Client
Client
Client
Client
Client
Client
Client
Client
Client
Client
Client
Client