FAKAN-KEVITRA MOMBA NY FANAVAOZANA NY FEHEZAN-DALANA MIFEHY NY HARENA AN-KIBON’NY TANY
Ho firosoana hatrany amin’ny fanatsaràna ny rafitra sy ny fitantanana ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany, dia hanatanteraka « FAKAN-KEVITRA MOMBA NY FANAVAOZANA NY FEHEZAN-DALANA MIFEHY NY HARENA AN-KIBON’NY TANY » ny Ministeran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny Loharanon-karena Stratejika ny faha-16, 18, 19, 22 Aogositra 2022, manomboka amin’ny 8 ora maraina eny amin’ny Mining Business Center Mamory Ivato, ary ny Alarobia faha-17 Aogositra 2022, eny anivon’ireo Fitaleavam-paritra sy Fitaleavana iraisam-paritry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny Loharanonkarena Stratejika manerana ny Nosy.
Manan-danja ny hevitry ny mpiantsehatra rehetra ary ny hevitry ny maro mahataka-davitra, koa manentana ny fahatongavantsika maro, araka ny fandaharam-potoana tandrify ny Vondrona misy antsika avy, na handefa ny soso-kevitra avy amintsika tsirairay ao amin’ny adiresy mailaka codeminier22@gmail.com
Filan-kevitra : 0343758395 - 0343013613.
Rohy ahafahana mahazo ny mombamomba ny Atrikasa https://mmrs.gov.mg/travaux-de-refonte-du-code-minier-2022/
Répartition des FA
- Répartitions FA
- Quote part region premier trimestre 2023
- Quote part commune premier trimestre 2023
- QUOTE PART REGION 2022
- QUOTE PART COMMUNE 2022
- REPARTITION REGION AOUT-DECEMBRE 2021
- REPARTITION COMMUNES AOUT-DECEMBRE 2021
- RÉPARTITION FA RÉGION JANVIER-DECEMBRE 2019
- RÉPARTITION FA COMMUNE JANVIER-JUILLET 2021
- RÉPARTITION FA RÉGION JANVIER-JUILLET 2021
- QUOTE-PART PAR COMMUNE ISSUE DES FRAIS D’ADMINISTRATION COLLECTES EN 2020
- QUOTE-PART PAR REGION ISSUE DES FRAIS D’ADMINISTRATION COLLECTES EN 2020
- ETAT DES PAIEMENTS DES REGIONS POUR QUOTE PART FRAIS D’ADMINISTRATION MINIERE FA 2018
- ETAT DES PAIEMENTS DES REGIONS POUR QUOTE PART FRAIS D’ADMINISTRATION MINIERE FA 2017 2ème semestre
- ETAT DES PAIEMENTS DES REGIONS POUR QUOTE PART FRAIS D’ADMINISTRATION MINIERE FA 2017 1er semestre
- Répartition FA des Communes 2019
- Répartition FA des Communes Deuxième Semestre 2018
- Répartition FA des Communes Premier Semestre 2018
- Répartition FA des Communes 2017
- Répartition FA des Communes éclatées 2015-2016
- Répartition FA des Communes 2015-2016
- Répartition FA des Régions 2016
Galérie photo
Galerie – AIMIMA : Présentation de vœux pour la nouvelle année 2019
La présentation de vœux pour la nouvelle année 2019 de l’Association des Ingénieurs des Mines de Madagascar (AIMIMA) s’est tenue le samedi 06 avril 2019 …