Bureau du Cadastre Minier de Madagascar

FAKAN-KEVITRA MOMBA NY FANAVAOZANA NY FEHEZAN-DALANA MIFEHY NY HARENA AN-KIBON’NY TANY

Ho firosoana hatrany amin’ny fanatsaràna ny rafitra sy ny fitantanana ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany, dia hanatanteraka « FAKAN-KEVITRA MOMBA NY FANAVAOZANA NY FEHEZAN-DALANA MIFEHY NY HARENA AN-KIBON’NY TANY » ny Ministeran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny Loharanon-karena Stratejika ny faha-16, 18, 19, 22 Aogositra 2022,  manomboka amin’ny 8 ora maraina eny amin’ny Mining Business Center Mamory Ivato, ary ny Alarobia faha-17 Aogositra 2022, eny anivon’ireo Fitaleavam-paritra sy Fitaleavana iraisam-paritry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny Loharanonkarena Stratejika manerana ny Nosy.

Manan-danja ny hevitry ny mpiantsehatra rehetra ary ny hevitry ny maro mahataka-davitra, koa manentana ny fahatongavantsika maro, araka ny fandaharam-potoana tandrify ny Vondrona misy antsika avy, na handefa ny soso-kevitra avy amintsika tsirairay ao amin’ny adiresy mailaka codeminier22@gmail.com

Filan-kevitra : 0343758395 – 0343013613.

Rohy ahafahana mahazo ny mombamomba ny Atrikasa https://mmrs.gov.mg/travaux-de-refonte-du-code-minier-2022/

 

Répartition des FA

GALÉRIE PHOTO

Galerie – Lanja Miakatra

Klinik kami menangani penyakit Andrologi dan sementara itu, penyebab disfungsi ereksi, latihan ini selain membuat penis anda bertambah besar, kejadian...
Read More

FAMPAHAFANTARAN’NY GOVERNEMANTA NY PROGRAMAN’ASA FANANTANTERAHAN NY POLITIKA ANKAPOBEN’NY FANJAKANA

Tontosa soa aman-tsara, araka ny takian'ny Lalam-panorenana ny fampahafantaran'ny Governemanta ny Programan'asa fanatanterahana ny Politika ankapoben'ny Fanjakana. Nanatanteraka izany, tamin'ity...
Read More

Salon des Mines 2019

Read More

Galerie – AIMIMA : Présentation de vœux pour la nouvelle année 2019

La présentation de vœux pour la nouvelle année 2019 de l’Association des Ingénieurs des Mines de Madagascar (AIMIMA) s’est tenue...
Read More
PREMIER VENU, PREMIER SERVI…